Thread Previous • Date Previous • Date Next • Thread Next |
Manaôna Tompoko ! Mpakafy sady mpampiasa ubuntu za, ary efa ela no naninirako ny mba hisiany amin'ny teny Malagasy, izay no nanosika ahy hiditra @ ity fikambanana ity! Mankasitra ny ezaka atao ! -- *Todizara ANDRIANAJAINA Lot 355 Grand Pavois* *+261 32 72 807 75 Antsiranana 201 Madagascar*
Thread Previous • Date Previous • Date Next • Thread Next |